Fankalazana ny Fetim-pirenena miaraka amin'ny Faritra Analamanga

PODIUM TENY ITAOSY ANTANIKATSAKA SY SABOTSY NAMEHANA, 24 Jona 2022

Tontosa tamim-pilaminana ary nahavory olona marobe ny Podium nokarakarain'ny Faritra Analamanga ho fankalazana ny faha-62 taona niverenan'ny Fahaleovantena izay natao teny Itaosy Antanikatsaka,distrikan'Antananarivo Atsimondrano sy teny Sabotsy-Namehana, distrikan'Antananarivo Avaradrano, ny andron'ny Zoma 24 Jona 2022. Mpanakanto maro avy ao an-toerana no nanafana ny lanonana niaraka tamin'ireo mpanakanto fanta-daza : Lianah, Marion, Malm teny Sabotsy-Namehana ary Lôla sy Misie Sayda kosa teny Antanikatsaka Itaosy. Tonga niara-paly tamin'ny vahoaka teny an-toerana ny Solombavambahoaka sy ny Ben'ny Tanàna ary ny Lehiben'ny Distrikta izay nanampy tamin'ny fanatontosana izay lanonana nandritra ny 3 andro nokarakarain'ny Faritra Analamanga izay. Toy ny nahazatra nandritra izay 3 andro izay dia nofaranana tamin'ny Afomanga hatrany ny lanonana rehetra ka isaorana hatrany ny Filoha Andry RAJOELINA nanome izany ho an'ny vahoaka.

1 / 31
2 / 31
3 / 31
Mr SAYDA - Sabotsy-Namehana
4 / 31
Mr SAYDA - Sabotsy-Namehana
5 / 31
Mr SAYDA - Sabotsy-Namehana
6 / 31
Mr SAYDA - Sabotsy-Namehana
7 / 31
Mr SAYDA - Sabotsy-Namehana
8 / 31
Mr SAYDA - Sabotsy-Namehana
9 / 31
Solotenam-panjakana sy olom-boafidy
10 / 31
LOLA - Sabotsy-Namehana
11 / 31
LOLA - Sabotsy-Namehana
12 / 31
LIANAH - Itaosy
13 / 31
LIANAH - Itaosy
14 / 31
MARION - Itaosy
15 / 31
MARION - Itaosy
16 / 31
Mr SAYDA - Sabotsy-Namehana
17 / 31
MARION - Itaosy
18 / 31
MARION - Itaosy
19 / 31
MALM - Sabotsy-Namehana
20 / 31
MALM - Sabotsy-Namehana
21 / 31
22 / 31
Honorat, mpanentana
23 / 31
24 / 31
Mr SAYDA - Sabotsy-Namehana
25 / 31
Lehiben'ny Distrikta Atsimondrano
26 / 31
Ravomanana Vincent - Solotena avy ao amin'ny Faritra Analamanga
27 / 31
28 / 31
29 / 31
30 / 31
31 / 31